Ny Varo-Mandeha Amin'ny Faritra Manodidina Ny Alan'analalava

Authors

  • Fidèle Raharimalala

Abstract

Analalava dia ala kely lavalava iray hita amin’ny sarintan’i Madagasikara, eo ho eo amin’ny 8 km andrefan’i tanànan’i Mahavelona (Foulpointe), faritany Toamasina.
Ny tanjon’ity fanadihadiana ity dia fitadiavana hevitra hampivoarana miaraka ny fiainan’ny olona sy ny tontolo manodidina azy ho fitandrovana ny ala sy ny tontolo iainana.
. Tsara ho marihina aloha fa ho an’ny malagasy dia ny vary ihany no heverina ho tena foto-tsakafo, na monina aiza izy na aiza, ka izay hahazoany izany vary hohanina izany, na amin’ny fomba inona, na manao ahoana no mahamay
azy. Izany no anisan’ny mahapotika ny ala raha amin’iny faritra atsinana iny izay kely velaran-tany hambolena
vary anaty rano. Ity fanadihadiana ity dia mikasika ny fifandraisan’ny olona sy ny zavamaniry amin’ireo mponina manodidina azy

Downloads

Published

2005-12-31

How to Cite

Raharimalala, F. (2005). Ny Varo-Mandeha Amin’ny Faritra Manodidina Ny Alan’analalava. Ethnobotany Research and Applications, 3, 335–338. Retrieved from https://ethnobotanyjournal.org/index.php/era/article/view/84

Issue

Section

Research